Teny iditra | 1 famindrana |
Fototeny | 2 findra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanovana toerana: Nohonohonoina hatry ny ela ny famindrana ny lehiben' ny Fivondronana nefa izao vao tanteraka 5 Fiaraha-mandeha milahatra mirindra tsara: Isaky ny fetim-pirenena, manao famindrana ny miaramila. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 transfert, déplacement [1.13] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 famindrana, findramana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |