Teny iditra famafa (fafa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Tambahoaka] Kofafa [1.78]
  [Sihanaka, Tanosy] Kifafa [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A brush, a broom. [1.2]
 A broom [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Balai [1.8, 1.13]
Ohatra Noho izany, indro kosa aho hitarika ny loza ho amin' ny tranon' i Jeroboama, haringako avokoa ny lehilahy izay an' i Jeroboama, na ny andevo na ny olona afaka, amin' Israely, hataoko hoatra ny famafa diky ny famafa ny tranon' i Jeroboama mandra-pahalevony tsy misy intsony. [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra kifafa ~ kofafa
Anaram-javamaniry 

Teny iditra famafa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Sakalava] (de fafa : balai). Nom général des plantes dont les rameaux sont utilisés pour faire des balais. Plus spécialement :
Scoparia dulcis L. (Plantaginaceae). Très commune dans les régions côtières. Le jus exprimé de cette plante est réputé anti-diabétique. On en fait boire au malade un petit verre avant chaque repas.
Henonia scoparia Moq. (Amaranthaceae) (voir aussi kifafa). [1.196]
Anarana siantifika Henonia scoparia, Scoparia dulcis
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20