Teny iditra fako
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Loto [1.78]
 Tapatapak' ahitra sy bozaka na potipoti-javatra avy amin' ny fafa trano: Raofy, rankizy, ny fako fa aza avala hipetrapetraka eny
Ambany, tsinontsinona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sweepings, rubbish, litter
Fig. a great number, a multitude. [1.2]
 Trash, garbage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ordures, rebut [1.8]
Sampanteny 
Tovy hevitra fakofako
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17