Teny iditra | fahiazana (hia) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny olona mahia (hahia, hahiazana) Loza ny fahiazan' itỳ zaza itỳ: hita mitrakitra-erỳ ny taolan-tratrany [1.1] | |
Fivaditsoratra | fahaizana, fahiazana, ifahazana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |