Teny iditra fahavetavetana (vetaveta (veta))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy An abomination; filthy speech [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Abomination, paroles indécentes [1.8]
Ohatra Ny vahoaka koa dia efa tezitra mafy noho ny fitsarana miangatra sy ny fahavetavetana ataon' ny Menamaso. [2.508]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30