|
|
|
|

Teny iditra 1  fahatsarana
Fototeny  2 tsara
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny anglisy  6 excellence; goodness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 excellence; bonté [1.8]
Ohatra  8  Ary io fiezahana ao anatiny io no mahatonga fahatsarana amin' ny fiainany, izay toa mamirapiratra amin' ny fihetsiny rehetra [2.529#123]
9  Ny fahatsarana rehetra na amin'ny tarehy, na amin'ny fitsanganana na amin'ny toetoetra hafa, dia tampitr' ohatra amin'izany Andriamanitra fa tena tsara tokoa Izy hoy ny Bara. [1.353#]
Tovy hevitra  10 hatsarana

Fivaditsoratra  fahatsarana, 11 faratsahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22