Teny iditra |
fahasoavana
(soa)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitahiana, soa lehibe: Fahasoavana ho anao izao nahafahanao fanadinana izao ka hararaoty tsara Fanomezana sopernatoraly omen' Andriamanitra noho ny soa nataon' i Kristy mba hahazoana ny fiainana mandrakizay (fiv. kat.): Mampahazo fahasoavana ny sakramenta [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Goodness; grace and kindness [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bonté, grâce [1.8]
|
Ohatra |
1 | Nankahery ahy izy, izy no fahasoavana.
[1.369]
|
2 | Fahasoavana roa ambin'ny folo mahavelona koa!
[1.262]
|
|
Lahatsoratra |
|