Teny iditra fahambaniana (ambany)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Nalahelo mafy aho nahita ny fahambanian' ny olona tany. [2.649]
Haiendriteny 
Tsotra : fahambaniana, fahambaniako, fahambanianao, fahambaniany, fahambaniantsika, fahambanianay, fahambanianareo, fahambanian', fahambanian-, fahambaniam-, fahambania-
Tovonana : -pahambaniana, -pahambaniako, -pahambanianao, -pahambaniany, -pahambaniantsika, -pahambanianay, -pahambanianareo, -pahambanian', -pahambanian-, -pahambaniam-, -pahambania-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20