|
|
|
|

Teny iditra 1  fahamavomavoana
Fototeny  2 mavomavo
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  hitako fa tsy eo amin' ny hetraketraka sy ny fizahozahoana no akany misy ny fitiavana fa etsy amin'ny fahamavomavoana sy ny fandeferana. [2.895#188]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19