|
|
|
|

Teny iditra 1  evohana
Fototeny  2 evoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny olona marary asaina manao evoka: Evohy ireo zazakely voan' ny bonibony ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be given a steam bath or inhalation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on fait prendre un bain de vapeur [1.8]
Voambolana  11  Fahasalamana

Fivaditsoratra  evohana, 12 hena vao, 13 voahena, 14 voaneha

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19