Teny iditra ela velona
Singan-teny ela ; velona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Qui vit vieux [1.8]
Ohatra 
1Diaveloma, soavatsarà, elavelona, hono, hianareo, ry tompokolahy, antsoin-dRasoheri-manjaka e. [0.0]
2Raha nihaona tamin-dRadama izy, hoy no fiarahabany azy : Ho elavelona, ho tahaky ny masoandro hianao, ry Ilehimavony; [2.654]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01