Teny iditra | drokidroky | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana. [1.1] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
| ||||||||||
Teny iditra | drokidroky | |||||||||
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] [1.78] | |||||||||
Tovy hevitra | droky | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |