Teny iditra | dobaka | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Misafoaka noho ny hatezerana fa tsy mahatsindry fo Ngeza sy vaventy ary makadiry [1.1] | |
Teny iditra | dobaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taisaka] Paraky [1.78] | |
Fivaditsoratra | bodaka, dabòka, dobaka, kaboda |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |