Teny iditra diso vala
Singan-teny diso ; vala
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Be dia be tsy hita isa (jereo betsaka) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [vala, an enclosure] an ox that has got out of the enclosure; used for abundant, plentiful, much, many [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17