Teny iditra dimbasana (dimby)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Soloana toerana: Sarotra dimbasana ny olona tahaka an' ireny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be substituted, replaced, or succeeded [1.2]
 To be succeeded, to be replaced [1.7]
Fanazavàna teny frantsay à qui on succède, qu'on remplace [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : dimbasana, dimbasako, dimbasanao, dimbasany, dimbasantsika, dimbasanay, dimbasanareo, dimbasan', dimbasan-, dimbasam-, dimbasa-
Ny lasa : nodimbasana, nodimbasako, nodimbasanao, nodimbasany, nodimbasantsika, nodimbasanay, nodimbasanareo, nodimbasan', nodimbasan-, nodimbasam-, nodimbasa-
Ny hoavy : hodimbasana, hodimbasako, hodimbasanao, hodimbasany, hodimbasantsika, hodimbasanay, hodimbasanareo, hodimbasan', hodimbasan-, hodimbasam-, hodimbasa-
Filaza mandidy : dimbaso
Tovy hevitra diasana
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20