Teny iditra | dia mianotra | ||
Singan-teny | dia ; mianotra | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | manao dia miverina [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Going backwards without turning the face. See anotra [1.2] | ||
Ohatra | dia vao raisiny tànana, dia miala manao diamianotra.
[2.59] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/16 |