Teny iditra diakra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (Fiv. kat.) Mpanampy ny mpisorona amin' ny fanomezana sakramenta indrindra, ka misy karazany roa, dia ireo miomana ho pretra ary ireo maharitra, izay mety ho olona manambady, arakaraka ny fanapahan-kevitry ny Kaonferansy Episkopaly [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: diacre.
Mpanahaka  diakona

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31