Teny iditra | dengy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Farihy lalina, tany nihotsaka na lavaka nokahon'ny rano [1.78] | |
Lavaka mitsatoka anaty rano [1.13] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Prov. for antara [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Précipice, abîme d'eau (antàra). [1.19] | |
Fosse [1.13] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |