Teny iditra | dany | ||
Sokajin-teny | Tsy lazaina | ||
Fanazavàna teny malagasy | Sitraka, izay tiana, fanaranana amin' ny sitrapo (tsy fampiasa raha tsy amin' ilay fombam-pitenenana hoe: danin' ny kibo) [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Used only in midanidany ny kibo, danin' ny kibo. See sitraka. [1.2] | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | dany | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Ra [1.78] | ||
Voambolana | Haiaina | ||
Fivaditsoratra | andy, dany, dina, Inda, nday |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29 |