Teny iditra damadama
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Vatolampy na tany tsy misy zavamaniry eny amoron-dranomasina izay voasafotry ny rano rehefa misondrotra ny ranomasina ary miseho kosa rehefa mihemotra ny ranomasina [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31