Teny iditra | botsy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] fivontosana [1.78] | |
[Tanosy] kambo [1.78] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] For votsy [1.2] | |
Teny iditra | botsy | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] kevoka [1.78] | |
Teny iditra | botsy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Samedi. § sabòtsy. [1.19] | |
Voambolana | Fotoana | |
Teny iditra | botsy | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] lena [1.78] | |
Fivaditsoratra | bitso, botsy, tso-by |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/08 |