Teny iditra |
bonga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Sombin-tany mivaingana, dongona kely Tendrombohitra na havoana avo sady lehibe: Any ambadiky ny bonga roa ambin' ny folo [1.1]
|
| [Taisaka]
Vongana [1.78]
|
| [Sihanaka]
Tanety [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | A clod, a lump of earth; a hill, an eminence [Polyn. mamunga] [1.2]
|
Fanazavàna teny malagasy | Havoana na tendrombohitra kely [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Bloc, masse [1.82]
|
| [Tankarana]
Montagne, plateau. [1.19]
|
| Dôme, butte [1.13]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
bonga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Ny mahalehilahy ka ilay toa kitapo kely misy voanjavatra roa eo [1.78]
|
| Filazana, amin' ny foko sasany, ny vihina, na ireo vongana roa eo ambanin' ny filahiana [1.1]
|
Voambolana |
Mpanahaka |
bongabe |
|
Teny iditra |
bonga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anarana iantsoana ny sakoivy raha mbola tsy miofo ho voangory (amin' ny foko sasany) [1.1]
|
Voambolana |
|