|
|
|
|

Teny iditra 1  boeriboerehina
Fototeny  2 boerikerika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 anaovana boeriboerika, itenenana teny misafotofoto sy miradarada ary mikorontana; enti-milaza izay olona mahatezitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be spoken in a provincial dialect, to be spoken in words not understood, as of foreigners imperfectly acquainted with the language. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19