Teny iditra |
bodo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao toe-jaza, toetr' ankizy, tsotra loatra; enti-milaza koa olona antitra miverina amin' ny fahazazana [1.1]
|
| Zaza saina sy fihevitra: Zaza bodo tokoa ianao, ry Koto! izany avy ka tsy ho fantatra / Izay bodo adala iny ve hahalala hanao izany? [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Infantile, childish, young, simple; in one's dotage. [Mal. Bodoh.]
This word is frequently given to a female infant before it is designated by a chosen name, and is sometimes retained as a woman's name, or a prefix, as the name of the first Ranavalona, viz. Rabodonandrianampoinimerina. [1.2]
|
| Infantile, simple-minded [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Enfantin, simple [1.8]
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
bodo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitanana, fitazonana zavatr' olona an-keriny ho an' ny tena. [1.1]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|