Teny iditra | bodaina (boda) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao izay hahalemy azy, lemena [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be made soft by pressure of the fingers. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | badoina, bodaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |