Teny iditra | be tenda | |
Singan-teny | be ; tenda | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Tendana [1.78] | |
Enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | (betenda) Strong-voiced, gluttonous. [1.2] | |
A glutton [1.7] | ||
Tovy hevitra | tenda an-kanina ~ tenda be | |
Fivaditsoratra | be tenda, tendabe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |