|
|
|
|

Teny iditra 1  banjinina
Fototeny  2 banjina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Jerena maharitra tsy mipy: Mankarary maso ny masoandro raha banjinina
9 Jerena ombam-pandinihana feno fisainana fatratra: Banjino ny sarin'i Kristy mihantona eo amin'ny hazo fijaliana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be stared at, to be looked at earnestly. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on regarde fixement [1.8]
Ohatra  12  Filamatra azon' ny tanora banjinina izany [2.508#4]
13  Izany hoe tsy ny toetra na ny fomba amam-panaon' ny olona no banjinina sy andrianina, fa ilay olona amin' ny maha-izy azy fotsiny izao [2.285#96]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19