|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  bango
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  29 [Tanala] randrana (volo), taovolo [1.78]
30 Ny volo voaraotra sy voatambatra ho randrana tokana na roa, na efatra. [1.1]
31 [Betsileo] Randram-bolo betsileo fanaon' ny vehivavy maro ankehitriny; mivona ao an-katoka ny volo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  32 a plait or knot of hair, a large plait or knot of hair. [1.2]
Voambolana  33  Fandram-bolo
Fikambanana  34  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny how bango

Teny iditra (2/3) 35  bango
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37 [Sihanaka] Fomba fanaovana moraingy amin' ny fomba miadana sy milamina (mifan: Dodoria) [1.1]
Tohi-kevitra  38 dodoria

Teny iditra (3/3) 39  bango
Sokajin-teny  40  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny anglisy  42 delighted. It is only used in Imerina with the suffix pronoun -ny. Delighted with something. [1.2]

Fivaditsoratra  bango, 43 bonga

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22