Teny iditra | balita | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Voky sakafo ny kibo Vetaveta, ratsy fitondran-tena: Tovolahy balita saina [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | balita | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-bosotra fanome zaza kelikely sady badobado [1.1] | |||
Fivaditsoratra | balita, talaby |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |