Teny iditra | aza atao raraka an-tany | |
Singan-teny | aza ; atao ; raraka ; tany | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny entina hanamafisana ny anatra sy ny hafatra omena, izay tsy tiana hisy hadino na hanalana, fa hotovina ara-dalàna avokoa [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/20 |