Teny iditra avoy (voy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mivoy, ampiasaina hampandeha ny lakana amin' ny fanosehana any aoriana ny rano, izay mampandroso ny lakana kosa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avoy, avoiko, avoinao, avoiny, avointsika, avoinay, avoinareo, avoin', avoin-, avoim-
Ny lasa : navoy, navoiko, navoinao, navoiny, navointsika, navoinay, navoinareo, navoin', navoin-, navoim-
Ny hoavy : havoy, havoiko, havoinao, havoiny, havointsika, havoinay, havoinareo, havoin', havoin-, havoim-
Filaza mandidy : avoizo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20