Teny iditra avereno (verina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana averina [fitanisana]
Ohatra 
1Avereno kely hoe ho reko tsara. [2.895]
2Anjarako ny sisa rehetra, hoy Rasalimo, koa avereno ny olonao ary atsaharo ny ady. [2.113]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06