Teny iditra avenina (avina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona aleha ka anontaniana; vangiana: Naveniny aho momba ilay asa tadiaviny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be visited for enquiry, to be inquired about. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avenina, aveniko, aveninao, aveniny, avenintsika, aveninay, aveninareo, avenin', avenin-, avenim-, aveni-
Ny lasa : navenina, naveniko, naveninao, naveniny, navenintsika, naveninay, naveninareo, navenin', navenin-, navenim-, naveni-
Ny hoavy : havenina, haveniko, haveninao, haveniny, havenintsika, haveninay, haveninareo, havenin', havenin-, havenim-, haveni-
Filaza mandidy : aveno

Teny iditra avenina
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Akekezina [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20