Teny iditra avaly (valy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Teny entina mamaly: Tsy manan-kavaly ianao satria tratra ambody omby
Asetry: Inona no havaliko izao soa ataonao ahy izao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avaly, avaliko, avalinao, avaliny, avalintsika, avalinay, avalinareo, avalin', avalin-, avalim-
Ny lasa : navaly, navaliko, navalinao, navaliny, navalintsika, navalinay, navalinareo, navalin', navalin-, navalim-
Ny hoavy : havaly, havaliko, havalinao, havaliny, havalintsika, havalinay, havalinareo, havalin', havalin-, havalim-
Filaza mandidy : avalio
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20