|
|
|
|

Teny iditra 1  atsingoana
Fototeny  2 tsingoana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Azera ka ny lohany no atao ambany: Natsingoanan' ny alika ny vilany [1.1]

Fivaditsoratra  atsingoana, 9 itangosana, 10 taingosana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19