Teny iditra atsingerina (herina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Averina, entina miverina: Natsingerin' Ibalita ny omby
Averina, lazaina fanindroany: Natsingeriny ny teniny vao azoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be brought around back again, to be turned around to the point of departure; to be repeated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on fait revenir au point de départ; qu'on répète [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atsingerina, atsingeriko, atsingerinao, atsingeriny, atsingerintsika, atsingerinay, atsingerinareo, atsingerin', atsingerin-, atsingerim-, atsingeri-
Ny lasa : natsingerina, natsingeriko, natsingerinao, natsingeriny, natsingerintsika, natsingerinay, natsingerinareo, natsingerin', natsingerin-, natsingerim-, natsingeri-
Ny hoavy : hatsingerina, hatsingeriko, hatsingerinao, hatsingeriny, hatsingerintsika, hatsingerinay, hatsingerinareo, hatsingerin', hatsingerin-, hatsingerim-, hatsingeri-
Filaza mandidy : atsingereno

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31