Teny iditra atsetaka (tsetaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra apetaka mifanerana tsara; atsatoka: Atsetaho tsara amin' ny vilany ny sarony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atsetaka, atsetako, atsetakao, atsetany, atsetatsika, atsetakay, atsetakareo, atsetak', atseta-
Ny lasa : natsetaka, natsetako, natsetakao, natsetany, natsetatsika, natsetakay, natsetakareo, natsetak', natseta-
Ny hoavy : hatsetaka, hatsetako, hatsetakao, hatsetany, hatsetatsika, hatsetakay, hatsetakareo, hatsetak', hatseta-
Filaza mandidy : atsetaho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05