Teny iditra | atsako (tsako) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mitsako: Aza ny nify anoloana foana no atsako ny hanina [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | akotsa, atsako, atsoka, tosaka, tsaoka, tsoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |