Teny iditra | atsa | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Fivoizana lakana moramora ataon' ny mpihaza fano na sokatra mba tsy ho henony [1.1] | ||||||
Teny iditra | atsa | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Hira, antsa [1.78] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Chant [1.82] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | atsa, sata |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |