|
|
|
|

Teny iditra 1  atranina
Fototeny  2 atrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao miatrana, atao voaomana tsara: Atrano tsara ny basy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be cocked, to be ready to fire. [1.2]

Fivaditsoratra  atranina, 10 iantrana, 11 ranitana, 12 taranina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19