|
|
|
|

Teny iditra 1  atovo
Fototeny  2 tovo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina manovo, na maka rano hatao ao' anaty siny na zavatra hala: Kely loatra ny zinga atovonao rano ao am-pantsakana ka ela vao mahafeno siny ianao [1.1]

Fivaditsoratra  atovo, 9 tovoa, 10 voato

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19