Teny iditra atorisika (torisika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao izay hiadiany, amporisihina hiady [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atorisika, atorisiko, atorisikao, atorisiny, atorisitsika, atorisikay, atorisikareo, atorisik', atorisi-
Ny lasa : natorisika, natorisiko, natorisikao, natorisiny, natorisitsika, natorisikay, natorisikareo, natorisik', natorisi-
Ny hoavy : hatorisika, hatorisiko, hatorisikao, hatorisiny, hatorisitsika, hatorisikay, hatorisikareo, hatorisik', hatorisi-
Filaza mandidy : atorisiho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05