Teny iditra atokany (tokana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atokana [fitanisana]
Ohatra Tsy hadinon' ilay voatondro ny fividianana ny mofon' I Sarila sy ny voan-kafeny ka atokany an-tsisin-tsobika ao tsy ho saro-draisina. [2.470]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31