Teny iditra | ato ho ato | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-manondro toerana voafaritra: Ato ho ato no misy ilay Peratro very Enti-manondro fotoana tsy lavitra loatra nefa akaiky kokoa noho ny atsy hoatsy: Mikasa hanao rindran-kira ry zareo ato ho ato [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Somewhere near here; soon [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Par là à côté; bientôt [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/12 |