Teny iditra atmosfera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rivotra sy gazy manodidina ny tany [1.1]
 Faritra manodidina ny bolantany misy etona sy rivotra samihafa antoky ny fiainana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Atmosphère [1.13]
Ohatra 
1Navesatra ny atmosfera, fa nitataovan-drahona! [2.499]
2ary dia nakarina ho any amin' ny atmosfera ambony izy. [1.38]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: atmosphère.
Mpanahaka  aera ~ rivotra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31