|
|
|
|

Teny iditra 1  atavona
Fototeny  2 tavona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina manatavona, manafotetaka, manosina (fotaka...): Asa, na inona na inona no natavon' ny ankizy itỳ sary [1.1]

Fivaditsoratra  9 atavano, atavona, 10 atovana, 11 avotana, 12 vatoana, 13 voatana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19