|
|
|
|

Teny iditra 1  atanontanona
Fototeny  2 tanontanona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 apetraka hijerijery eo akaikin' ny olona mihinana na miasa: Aza atanontanona eo akaikin' ny olona mihinana ny zanakao fa mitory tsy fahalalam-pomba izany [1.1]

Fivaditsoratra  atanontanona, 9 atonantonana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19