Teny iditra | atakalo (takalo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Soloana zavatra heverina ho mitovy vidy aminy (mitovy amin' ny takalozana ihany, fa fampiasa matetika kokoa): Natakalony ny palitaoko ny malabariny Soloana atao vola madinika: Atakalozy kely itỳ volako ariary zato itỳ [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be given in exchange [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on donne en échange [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny atakalo io | ||||||||
Fivaditsoratra | atakalo, atolaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |