|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  atahy
Fototeny  2 tahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina manampy, mamonjy ny hafa [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  atahy
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 [Antesaka] tanalahy [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  12 [Antesaka] caméléon [1.82]
Voambolana  13  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Fivaditsoratra  14 ahaty, atahy, 15 hatay, 16 tahia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19