Teny iditra | atafy (tafy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina manafy: Lamba inona no hatafiko itỳ zazakely itỳ? [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of that employed as clothing. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny atafy io | ||||||||
Fivaditsoratra | atafy, tafia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |